Isaia 5:26 - Baiboly Katolika26 Manangan-tsaina ho an’ireo firenena lavitra Izy; ary misiaka miantso azy ireo, avy any am-paran’ny tany. dia indreo tonga ireny, faingana sady mailaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Hanangana faneva ho amin’ny firenena lavitra Izy sady hisiaka hiantso firenena iray avy any am-paran’ny tany; ary indro, avy haingana dia haingana izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Faneva famantarana no natsangan’ny TOMPO ho an’ny firenena iray any lavitra any; ka misioka ny Tompo mba hiantsoana azy avy any am-paran’ny tany. Indro izany firenena izany fa nilomay ka ho avy faingana dia faingana tokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Faneva famantarana no natsangan’ny TOMPO ho an’ny firenena iray any lavitra any; ka misioka ny Tompo mba hiantsoana azy avy any am-paran’ny tany. Indro izany firenena izany fa nilomay ka ho avy faingana dia faingana tokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary hanangana faneva ho amin’ny firenena lavitra Izy Sady hisiaka hiantso ny iray avy any am-paran’ny tany; Ary, indro, ho avy faingana dia faingana ireo; Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary hanangana faneva ho amin'ny firenena lavitra Izy sady hisiaka hiantso ny iray avy any am-paran'ny tany; Ary, indro, ho avy faingana dia faingana ireo; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Hanangana faneva ho amin’ny firenena lavitra Izy sady hisiaka hiantso firenena iray avy any am-paran’ny tany; ary indro, avy haingana dia haingana izy. Jereo ny toko |