Isaia 49:9 - Baiboly Katolika9 hilaza amin’izay lasan-ko babo hoe: ‹Mivoaha!› sy amin’izay ao anatin’ny aizina hoe: ‹Mankanesa atỳ amin’ny mazava;› hahazo hiraotra izy ireo manaraka ny lalana, ary ny vilon-kohaniny dia eny amin’ny havoana rehetra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 hiteny amin’ny mpifatotra hoe: Mivoaha tao! ary amin’izay ao amin’ny maizina hoe: Misehoa! Hihinana eny an-dalana izy ireo ary na dia any an-tendrombohitra mangadihady aza dia hisy ahitra ho azy ihany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 ka ny mpifatotra izay ao anaty haizina dia hitenenako hoe: ‹Mivoaha tao ianareo, misehoa.› Eny an-dalana eny izy dia hahazo sakafo, ka ho tahaka ny andiam-biby fiompy mirao-bilona amin’ny havoana rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 ka ny mpifatotra izay ao anaty haizina dia hitenenako hoe: ‹Mivoaha tao ianareo, misehoa.› Eny an-dalana eny izy dia hahazo sakafo, ka ho tahaka ny andiam-biby fiompy mirao-bilona amin’ny havoana rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ka hanao amin’ny mpifatotra hoe: Mivoaha, Ary amin’izay ao amin’ny maizina hoe: Misehoa; Hihinana eny an-dàlana izy, Ary na dia any an-tendrombohitra mangadihady aza dia hisy ahitra ho azy ihany; Jereo ny tokoMalagasy Bible9 ka hanao amin'ny mpifatotra hoe: Mivoaha, Ary amin'izay ao amin'ny maizina hoe: Misehoa; hihinana eny an-dalana izy, ary na dia any an-tendrombohitra mangadihady aza dia hisy ahitra ho azy ihany; . Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 hiteny amin’ny mpifatotra hoe: Mivoaha tao! ary amin’izay ao amin’ny maizina hoe: Misehoa! Hihinana eny an-dalana izy ireo ary na dia any an-tendrombohitra mangadihady aza dia hisy ahitra ho azy ihany. Jereo ny toko |