Isaia 48:15 - Baiboly Katolika15 Izaho dia Izaho ihany no niteny sady niantso azy; nasaiko tonga izy, ka hambinina ny alehany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Izaho dia Izaho ihany no miteny sady miantso azy, nitondra azy Aho ka hambinina ny lalany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Izaho, eny, Izaho no niteny; Izaho mihitsy no niantso azy ka nanao izay hahatongavany sy hampahomby izay hataony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Izaho, eny, Izaho no niteny; Izaho mihitsy no niantso azy ka nanao izay hahatongavany sy hampahomby izay hataony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Izaho dia Izaho ihany no miteny sady miantso azy, Nitondra azy Aho, ka hambinina ny làlany. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Izaho dia Izaho ihany no miteny sady miantso azy, nitondra azy Aho, ka hambinina ny lalany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Izaho dia Izaho ihany no miteny sady miantso azy, nitondra azy Aho ka hambinina ny lalany. Jereo ny toko |