Isaia 43:7 - Baiboly Katolika7 dia izay rehetra mitondra ny Anarako, izay noarîko ho voninahitro sy noforoniko ary nataoko.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 dia izay rehetra antsoina amin’ny anarako sady nohariko ho voninahitro, dia izay novolavolaiko sy nataoko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 dia izay rehetra mitondra ny anarako sady noarîko sy novolavolaiko mba hanome voninahitra Ahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 dia izay rehetra mitondra ny anarako sady noarîko sy novolavolaiko mba hanome voninahitra Ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia izay rehetra antsoina amin’ny anarako Sady noariko ho voninahitro, Dia izay noforoniko sy nataoko. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia izay rehetra antsoina amin'ny anarako sady nohariko ho voninahitro, dia izay noforoniko sy nataoko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 dia izay rehetra antsoina amin’ny anarako sady nohariko ho voninahitro, dia izay novolavolaiko sy nataoko. Jereo ny toko |