Isaia 42:6 - Baiboly Katolika6 Izaho Iaveh no niantso anao, tamin’ny fahamarinana, sy nandray tanana anao, miaro anao Aho ary manao anao ho fanekem-pihavanana ho an’ny vahoakako sy fahazavan’ny firenena, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Izaho TOMPO no niantso anao tamin’ny fahamarinana sy mihazona anao amin’ny tananao, ary miaro anao Aho ka hanao anao ho fanekena ho an’ny olona, ho fanazavana ny Jentilisa, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 «Izaho TOMPO no niantso anao araka ny fahamarinana ka nitantana anao. Izaho no niaro anao ka nanendry anao ho antoky ny fanekempihavanako amin’ny olona ary koa ho fahazavan’ireo firenena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 «Izaho TOMPO no niantso anao araka ny fahamarinana ka nitantana anao. Izaho no niaro anao ka nanendry anao ho antoky ny fanekempihavanako amin’ny olona ary koa ho fahazavan’ireo firenena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Izaho Jehovah efa niantso Anao tamin’ny fahamarinana Sy nitantana ny tànanao, Ary hiaro Anao Aho ka hanome Anao ho fanekena ho an’ny olona, Ho fanazavana ny jentilisa, Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Izaho Jehovah efa niantso Anao tamin'ny fahamarinana sy nitantana ny tananao, Ary hiaro Anao Aho ka hanome Anao ho fanekena ho an'ny olona, Ho fanazavana ny jentilisa, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Izaho TOMPO no niantso anao tamin’ny fahamarinana sy mihazona anao amin’ny tananao, ary miaro anao Aho ka hanao anao ho fanekena ho an’ny olona, ho fanazavana ny Jentilisa, Jereo ny toko |