Isaia 42:17 - Baiboly Katolika17 Hihemotra sy ho safo-kenatra ireo izay matoky ny sampy, izay milaza amin’ny sarin-javatra anidina hoe: Ianareo no andriamanitray.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Hihemotra sady hitsanga-menatra tokoa izay matoky ny sarin-javatra voasokitra, dia izay miteny amin’ny sarin-javatra voarendrika hoe: Ianareo no andriamanitray! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Aoka hianòtra amin-kenatra tokoa ianareo mitoky amin’ny sampy sady milaza amin’ny sarivongana hoe: «Ianareo no andriamanitray.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Aoka hianòtra amin-kenatra tokoa ianareo mitoky amin’ny sampy sady milaza amin’ny sarivongana hoe: «Ianareo no andriamanitray.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Hihemotra sady ho menatra tokoa izay matoky ny sarin-javatra voasokitra, Dia izay manao amin’ny sarin-javatra an-idina hoe: Hianareo no andriamanitray. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Hihemotra sady ho menatra tokoa izay matoky ny sarin-javatra voasokitra, dia izay manao amin'ny sarin-javatra an-idina hoe: Hianareo no andriamanitray. Jereo ny toko |