Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 41:3 - Baiboly Katolika

3 Enjehiny ireo, ka mizotra soa aman-tsara Izy; eo amin’ny lalana mbola tsy nodiavin’ny tongony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Manenjika ireo izy ka mihoatra azy soa amantsara any amin’izay lalana tsy mbola nodiavin’ny tongony.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Nanenjika ireny izy, ka tsy nandia tany akory no namakivaky soamantsara ny laharany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Nanenjika ireny izy, ka tsy nandia tany akory no namakivaky soamantsara ny laharany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Mipaoka ireo izy ka mandroso soa aman-tsara Any amin’izay làlana tsy mbola nodiavin’ny tongony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Mipaoka ireo izy ka mandroso soa aman-tsara any amin'izay lalana tsy mbola nodiavin'ny tongony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Manenjika ireo izy ka mihoatra azy soa amantsara any amin’izay lalana tsy mbola nodiavin’ny tongony.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 41:3
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa hahita ny fiadanana manjaka eo an-dainao ianao; ary hitsidika ny tanim-bilonao ianao, ka tsy hisy diso tsy ao.


«Iza no nampiakatra avy any atsinanana an’ilay ifanenan’ny fahamarinana. ny diany? Iza no nanolotra azy an’ireo firenena, sy nampanaiky azy an’ireo mpanjaka? Mampanjary ny sabany ho vovoka Izy; ary ataony tonga sahala amin’ny akofa entin-drivotra ny tsipìkany.


Iza no nanao izany? Iza no nahefa izany? Ilay niantso ny taranaka hatramin’ny voalohany, Izaho Iaveh, Izay voalohany, sady ho eo amin’ny farany koa!»


ka miditra ho amin’ny fiadanana izy! Mandry ao amin’ny fandriany, izay nanaraka ny lala-mahitsy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra