Isaia 41:26 - Baiboly Katolika26 Iza no nampahalala azy hatramin’ny voalohany mba hahafantaranay izany, sy teo aloha ela, mba hilazanay hoe: «Marina izany?» Tsia: tsy nisy olona nilaza azy! Tsia, tsy nisy olona nampandre azy! Tsia, tsy nisy olona nandre ny teninareo! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Iza no nanambara izany hatramin’ny voalohany, mba ho fantatray dieny mialoha ka hataonay hoe: Marina izany! Tsy nisy nanambara; eny, tsy nisy nilaza ary tsy nisy nandre ny teninareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Iza àry no nanambara izany hatrany am-piandohana mba hoekenay fa mitombina? Ary iza no nanambara izany mialoha hilazanay hoe: «Marina ny azy»? Tsy nisy nanambara izany ianareo, tsy nisy nandrenesam-peo akory; tsy nisy mihitsy nandre ny teninareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Iza àry no nanambara izany hatrany am-piandohana mba hoekenay fa mitombina? Ary iza no nanambara izany mialoha hilazanay hoe: «Marina ny azy»? Tsy nisy nanambara izany ianareo, tsy nisy nandrenesam-peo akory; tsy nisy mihitsy nandre ny teninareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Iza no nitory izany hatramin’ny voalohany, mba ho fantatray? Ary hatry ny fony taloha, mba hataonay hoe: Marina? Tsy nisy nanambara, Eny, tsy nisy nitory; Ary tsy nisy nandre ny teninareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Iza no nitory izany hatramin'ny voalohany, mba ho fantatray? Ary hatry ny fony taloha, mba hataonay hoe: Marina? Tsy nisy nanambara, eny, tsy nisy nitory; Ary tsy nisy nandre ny teninareo. Jereo ny toko |