Isaia 41:16 - Baiboly Katolika16 Hokororohinao izy, ka hopaohin’ny rivotra, sy haelin’ny ranonoram-baratra. Fa ianao kosa hientan-kafaliana amin’i Iaveh, ary ilay Masin’i Israely no hireharehanao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Hikororoka azy ianao ka hopaohin’ny rivotra izy, ary hanely azy ny tafio-drivotra. Fa ianao kosa dia hiravoravo amin’NY TOMPO, ary ny Iray Masin’ny Israely no ho reharehanao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Hokororohinao hoentin’ny rivotra izy sy haelin’ny tadio; fa ianao kosa dia Izaho TOMPO no hifalianao ary Izaho ilay Masin’i Israely no hireharehanao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Hokororohinao hoentin’ny rivotra izy sy haelin’ny tadio; fa ianao kosa dia Izaho TOMPO no hifalianao ary Izaho ilay Masin’i Israely no hireharehanao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Hikororoka azy hianao, ka hopaohin’ny rivotra izy, Ary ny tafio-drivotra hanely azy; Fa hianao kosa dia hiravoravo amin’i Jehovah, Ary ny Iray Masin’ny Isiraely no ho reharehanao. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Hikororoka azy ianao, ka hopaohin'ny rivotra izy, ary ny tafio-drivotra hanely azy; Fa ianao kosa dia hiravoravo amin'i Jehovah, ary ny Iray Masin'ny Isiraely no ho reharehanao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Hikororoka azy ianao ka hopaohin’ny rivotra izy, ary hanely azy ny tafio-drivotra. Fa ianao kosa dia hiravoravo amin’NY TOMPO, ary ny Iray Masin’ny Israely no ho reharehanao. Jereo ny toko |