Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 39:4 - Baiboly Katolika

4 Ary hoy i Izaia: «Inona avy no hitany tato an-tranonao?» Ka hoy ny navalin’i Ezekiasa: «Hitany avokoa izay rehetra ato an-tranoko; tsy misy tsy nasehoko azy ny firaketako rehetra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Dia hoy Isaia: Koa inona avy anefa no hitany tato an-tranonao? Ary hoy i Hezekia: Izay rehetra ato an-tranoko dia hitany avokoa; tsy nisy zavatra tsy nasehoko azy ny ao amin’ny trano fitahirizana rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 Ka hoy indray i Isaià: –Inona avy anefa no hitany tato an-dapanao? Dia hoy ny navalin’i Hezekià: –Izay rehetra ato an-dapako dia hitany avokoa. Tsy nisy zavatra nafeniko azy ny tao amin’ny fitoeran-drakitro manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Ka hoy indray i Isaià: –Inona avy anefa no hitany tato an-dapanao? Dia hoy ny navalin’i Hezekià: –Izay rehetra ato an-dapako dia hitany avokoa. Tsy nisy zavatra nafeniko azy ny tao amin’ny fitoeran-drakitro manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Dia hoy izy: Ka inona avy anefa no hitany tato an-tranonao? Ary hoy Hezekia: Izay rehetra ato an-tranoko dia efa hitany avokoa; tsy nisy zavatra tsy nasehoko azy ny ao amin’ny firekatako rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Dia hoy izy: Ka inona avy anefa no hitany tato ananonao? Ary hoy Hezekia: Izay rehetra an-tranoko dia efa hitany avokoa; tsy nisy zavatra tsy nasehoko azy ny ao amin'ny firaketako rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Dia hoy Isaia: Koa inona avy anefa no hitany tato an-tranonao? Ary hoy i Hezekia: Izay rehetra ato an-tranoko dia hitany avokoa; tsy nisy zavatra tsy nasehoko azy ny ao amin’ny trano fitahirizana rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 39:4
8 Rohy Ifampitohizana  

Raha mba nanafin-keloka toy ny ataon’ny olona aho, ka nampihiboka ny hadisoako tato anatiko,


Te hanara-maso izay zava-mandalo va ianao? fa maniry elatra ny harena, ka misidina ho eny an-danitra, toy ny voromahery.


Izay manafina ny fahotany tsy mba hambinina; fa izay mitsotra sy mahafoy izany dia hahazo famindram-po.


Dia nankeo amin’i Ezekiasa mpanjaka i Izaia, mpaminany, ka nanao taminy hoe: «Inona no nolazain’ireo olona ireo; ary avy aiza izy ireo no nankatỳ aminao?» Hoy ny navalin’i Ezekiasa: «Avy lavitra izy ireo no nankatỳ amiko; avy any Babilôna.»


Dia hoy i Izaia tamin’i Ezekiasa: «Henoy ny tenin’i Iavehn’ny tafika:


Ry tendrombohitro izay any an-tany lemaka hatolotro ho babo avokoa ny fanananao, ny rakitrao, ny fitoeranao avo, noho ny fahotanao, teo amin’ny faritaninao rehetra.


Dia hoy i Jôsoe tamin’i Akàna: «Akàna, mihanta aminao aho, omeo voninahitra i Iaveh Andriamanitr’i Israely sy omeo haja Izy. Lazao amiko izay nataonao, fa aza afenina ahy izany.»


Fa raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Andriamanitra, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika amin’ny tsy fahamarinana rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra