Isaia 37:11 - Baiboly Katolika11 Indro efa renao ny nafitsoky ny mpanjakan’i Asiria, ny tany rehetra, fa nataony anatema izany!... Ka ianao ve dia ho voavonjy? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Indro, efa renao izay nataon’ireo mpanjakan’i Asiria tamin’ny tany rehetra, dia ny nanaovany ho zavatra voaozona azy; koa ianao indray va no ho voavonjy? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Indro ianao mihitsy no efa nandre ny nanaovan’ireo mpanjakan’i Asiria ny tany hafa rehetra sy ny nandravany azy; ka dia ianao kosa ve no ho voavonjy? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Indro ianao mihitsy no efa nandre ny nanaovan’ireo mpanjakan’i Asiria ny tany hafa rehetra sy ny nandravany azy; ka dia ianao kosa ve no ho voavonjy? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Indro, hianao efa nandre izay nataon’ireo mpanjakan’i Asyria tamin’ny tany rehetra, dia ny nandravany azy; ka hianao kosa va no ho voavonjy? Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Indro, ianao efa nandre izay nataon'ireo mpanjakan'i Asyria tamin'ny tany rehetra, dia ny nandravany azy; ka ianao kosa va no ho voavonjy? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Indro, efa renao izay nataon’ireo mpanjakan’i Asiria tamin’ny tany rehetra, dia ny nanaovany ho zavatra voaozona azy; koa ianao indray va no ho voavonjy? Jereo ny toko |