Isaia 36:7 - Baiboly Katolika7 Ary raha ianao manao amiko hoe: ‹I Iaveh Andriamanitray no itokianay› - moa tsy Izy va no nanesoran’i Ezekiasa ny fitoerana avo aman’ôtely nanaovany tamin’i Jodà sy i Jerosalema hoe: ‹Eo anoloan’ity ôtely ity no hiankohofanareo?› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Fa raha hoy ianao amiko: NY TOMPO Andriamanitray no itokianay, moa tsy Azy va ny toerana fanaovana sorona mbamin’ny alitara izay noravan’i Hezekia, izay nilaza tamin’ny Joda sy i Jerosalema hoe: Eto anoloan’ity alitara ity no hiankohofanareo? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Angamba ianao hamaly ahy fa ny TOMPO Andriamanitrareo no itokianareo. Kanefa dia ianao indrindra, ry Hezekià, no nanafoana ny toeram-pisoronana aman’alitarany ka nandidy ny mponin’i Joda sy Jerosalema mba tsy hiankohoka afa-tsy eo anoloan’ny alitaran’i Jerosalema ihany?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Angamba ianao hamaly ahy fa ny TOMPO Andriamanitrareo no itokianareo. Kanefa dia ianao indrindra, ry Hezekià, no nanafoana ny toeram-pisoronana aman’alitarany ka nandidy ny mponin’i Joda sy Jerosalema mba tsy hiankohoka afa-tsy eo anoloan’ny alitaran’i Jerosalema ihany?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Fa raha hoy hianao amiko: Jehovah Andriamanitray no itokianay,–moa tsy Azy va ny fitoerana avo aman-alitara izay noravan’i Hezekia, izay nilaza tamin’ny Joda sy Jerosalema hoe: Eto anoloan’ity alitara ity no hiankohofanareo? Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Fa raha hoy ianao amiko: Jehovah Andriamanitray no itokianay, moa tsy Azy va ny fitoerana avo aman'alitara izay noravan'i Hezekia, izay nilaza tamin'ny Joda sy Jerosalema hoe: Eto anoloan'ity alitara ity no hiankohofanareo? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Fa raha hoy ianao amiko: NY TOMPO Andriamanitray no itokianay, moa tsy Azy va ny toerana fanaovana sorona mbamin’ny alitara izay noravan’i Hezekia, izay nilaza tamin’ny Joda sy i Jerosalema hoe: Eto anoloan’ity alitara ity no hiankohofanareo? Jereo ny toko |
Nony vita izany rehetra izany, dia niainga ny avy amin’i Israely rehetra izay teo, nankany amin’ny tanànan’i Jodà, ka notorotoroiny ny tsangam-bato, nokapainy ny aserah, noravany avokoa ny fitoerana avo aman’ôtely eran’i Jodà sy i Benjamina mbamin’i Efraima sy i Manase, nataony fongotra mihitsy. Izay vao samy nody any an-tanànany ny zanak’i Israely rehetra, samy ho any amin’ny anjara taniny.