Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 36:2 - Baiboly Katolika

2 Ary nirahin’ny mpanjakan’i Asiria ny lehiben’ny mpandroso divay aminy nitondra miaramila maro, avy ao Lakisa ho any Jerosalema, amin’i Ezekiasa mpanjaka; nijanona teo amin’ny lakan-drano amin’ny kamory ambony, eo amin’ny lalana mamkamin’ny sahan’ny Mpamotsy lamba, ny lehiben’ny mpandroso divay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Ary naniraka an’i Rabsake mbamin’ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin’i Hezekia mpanjaka ny mpanjakan’i Asiria. Dia nitsangana teo anilan’ny lakandrano amin’ny kamory ambony izy, teo amin’ny lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Ary ny mpanjakan’i Asiria izay tao Lakisy, dia naniraka ny dekàny notronin’ny miaramila marobe hankany amin’i Hezekià mpanjaka, any Jerosalema. Nijanona takaikin’ny lakan-drano mankany amin’ny dobo ambony ilay iraka, teo amin’ny lalana mankamin’ny sahan’ny Mpanasa lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Ary ny mpanjakan’i Asiria izay tao Lakisy, dia naniraka ny dekàny notronin’ny miaramila marobe hankany amin’i Hezekià mpanjaka, any Jerosalema. Nijanona takaikin’ny lakan-drano mankany amin’ny dobo ambony ilay iraka, teo amin’ny lalana mankamin’ny sahan’ny Mpanasa lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary ny mpanjakan’i Asyria naniraka an-dRabsake mbamin’ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin’i Hezekia mpanjaka. Dia nitsangana teo anilan’ny lakan-drano amin’ny kamory ambony izy, teo an-dàlambe mankamin’ny sahan’ny mpamotsy lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary ny mpanjakan'i Asyria naniraka an-dRabsake mbamin'ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin'i Hezekia mpanjaka. Dia nitsangana teo anilan'ny lakan-drano amin'ny kamory ambony izy, teo an-dalambe mankamin'ny sahan'ny mpamotsy lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Ary naniraka an’i Rabsake mbamin’ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin’i Hezekia mpanjaka ny mpanjakan’i Asiria. Dia nitsangana teo anilan’ny lakandrano amin’ny kamory ambony izy, teo amin’ny lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 36:2
10 Rohy Ifampitohizana  

Nandefa iraka nankao an-tanàna, ao amin’i Akaba, mpanjakan’i Israely izy, hilaza aminy hoe: «Izao no tenin’i Benadaba:


Dia nentin’ny mpanjakan’i Asiria ho babo tany Asiria i Israely, ka namponeniny tao Halà, teo amoron’i Habôra, onin’i Gôsàna, ary teny amin’ny tanànan’i Meda,


Koa ankehitriny manaova fanekena amin’ny tompoko, ny mpanjakan’i Asiria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha afa-mamory olona hitaingina azy!


Dia hoy i Iaveh tamin’i Izaia: «Mivoaha ianao sy i Seara-Jasoba zanakao, hitsena an’i Akaza eo amin’ny faran’ny lakan-dranon’ny kamory ambony. amin’ny lalan’ny sahan’ny mpamotsy lamba;


Tamin’izany ny tafiky ny mpanjakan’i Babilôna niady tamin’i Jerosalema sy tamin’ny tanànan’i Jodà rehetra izay mbola nahatohitra ihany, tamin’i Lakisa sy tamin’i Azeka, fa ireo no hany sisa tamin’ny tanànan’i Jodà, tamin’ny tanàna mimanda.


Afehezo amin’ny kalesy ny soavaly, ry kala mponina ao Lakisa; fiandohan’ny fahotana ho an’ny zanaka vavin’i Siôna, no nahitana ny helok’i Israely ao aminao.


Fa fery mahafaty ny azy, fa tonga hatrany amin’i Jodà, tonga hatreo am-bavahadin’ny vahoakako dia hatrany Jerosalema. izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra