Isaia 36:1 - Baiboly Katolika1 Tamin’ny taona faha-14, nanjakan’i Ezekiasa, niakatra i Senakeriba, mpanjakan’i Asiria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Jodà, ka nahafaka ireny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Tamin’ny taona fahefatra amby folo nanjakan’i Hezekia mpanjaka dia niakatra hamely ny tanàna mimanda rehetra any Joda i Sankeriba mpanjakan’i Asiria ka nahazo azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Tamin’ny taona faha-14 nanjakàn’i Hezekià no nahatongavan’i Saneheriba mpanjakan’i Asiria hanafika ny tanànamimanda rehetra tany Joda ka nahazoany ireny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tamin’ny taona faha-14 nanjakàn’i Hezekià no nahatongavan’i Saneheriba mpanjakan’i Asiria hanafika ny tanànamimanda rehetra tany Joda ka nahazoany ireny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo nanjakan’i Hezekia mpanjaka dia niakatra Sankeriba, mpanjakan’i Asyria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Joda ka nahafaka azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary tamin'ny taona fahefatra ambin'ny folo nanjakan'i Hezekia mpanjaka dia niakatra Sankeriba, mpanjakan'i Asyria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Joda ka nahafaka azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Tamin’ny taona fahefatra amby folo nanjakan’i Hezekia mpanjaka dia niakatra hamely ny tanàna mimanda rehetra any Joda i Sankeriba mpanjakan’i Asiria ka nahazo azy. Jereo ny toko |
Ary ny mpanjakan’i Asiria naniraka ny jeneraliny ambony indrindra sy ny lehiben’ny eonoka, ny komandy mpandroso divay, mbamin’ny miaramila maro koa, avy any Lakisa, ho any amin’i Ezekiasa mpanjaka, any Jerosalema. Nony tonga tao izy, dia nijanona teo anilan’ny lakan-dranon’ny farihy ambony, amin’ny lalana mankamin’ny sahan’ny mpamotsy lamba,