Isaia 30:7 - Baiboly Katolika7 Ho zava-poana sy tsinontsinona ny vonjin’i Ejipta; izany no iantsoako azy hoe: Ilay be rehaka mipetra-poana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Zava-poana sy tsinontsinona mantsy ny famonjen’ny Ejiptiana; koa izany no niantsoako azy hoe: Rahaba tsy mahefa na inona na inona! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Tsinontsinona sy zava-poana ny famonjen’i Ejipta; koa izany no iantsoako azy hoe: «Ilay be rehaka tsy mahavita na inona na inona». Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Tsinontsinona sy zava-poana ny famonjen’i Ejipta; koa izany no iantsoako azy hoe: «Ilay be rehaka tsy mahavita na inona na inona». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Nefa zava-poana sy tsinontsinona ny famonjen’ny Egyptiana; Koa izany no nanaovako azy hoe: Ilay be rehaka tsy mety manao na inona na inona! Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Nefa zava-poana sy tsinontsinona ny famonjen'ny Egyptiana; Koa izany no nanaovako azy hoe: Ilay be rehaka tsy mety manao na inona na inona! Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Zava-poana sy tsinontsinona mantsy ny famonjen’ny Ejiptiana; koa izany no niantsoako azy hoe: Rahaba tsy mahefa na inona na inona! Jereo ny toko |