Isaia 29:2 - Baiboly Katolika2 dia hoporetiko mafy i Ariela, ka tsy hisy afa-tsy sento amam-pitarainana ao; fa ho tahaka an’i Ariela ho ahy izy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 dia hampahory an’i Ariela Aho; hisy fisentoana sy fitarainana ao aminy; ary ho tonga fatana alitara tokoa izy Amiko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 dia hampahorîko ianao, hoy ny Tompo, ka alahelo sy fahoriana lalina no hanjo anao, ary ho tonga «ariela»-n’ny alitara ianao amiko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 dia hampahorîko ianao, hoy ny Tompo, ka alahelo sy fahoriana lalina no hanjo anao, ary ho tonga «ariela»-n’ny alitara ianao amiko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Dia hampahory an’i Ariela Aho, Ka hisy fisentoana sy fitarainana ao aminy; Ary ho tonga Ariela tokoa amiko izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Dia hampahory an'i Ariela Aho, ka hisy fisentoana sy fitarainana ao aminy; Ary ho tonga Ariela tokoa amiko izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 dia hampahory an’i Ariela Aho; hisy fisentoana sy fitarainana ao aminy; ary ho tonga fatana alitara tokoa izy Amiko. Jereo ny toko |
Ary ianao, ry zanak’olona, izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Lazao amin’ny voromanidina isan-karazany, mbamin’ny biby rehetra any an-tsaha hoe: Mivoria ianareo, ka mankanesa atỳ! Miangòna avy eny amin’ny manodidina eny, ho amin’ny sorona izay ataoko ho anareo, dia sorona lehibe any an-tendrombohitr’i Israely; hihinana nofo ianao sy hisotro ra.