Isaia 28:25 - Baiboly Katolika25 Rehefa voaravony ny tany, moa tsy dia hapariakany va amin’izay ny nigela sy hafafiny ny komìna, ary hataony mitandahatra tsara ny frômenta sy ny orja amin’ny anjara toerany; ary ny epaotra kosa, eny an-tsisiny? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Fa rehefa voaravony tsara ny tany, moa tsy afafiny amin’izay va ny voan’ny nigela ary tsy apariakany va ny komina, tsy alahany mitandahatra tsara va ny varimbazaha sy ny varimbazaha hafa amin’ny tany voafaritra ho azy ary ny ampemby kosa eny an-tsisiny? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Fa rehefa voaravony ny tany, dia afafiny ny voan’anana nigela na komîna; avy eo dia alahany ny varim-bazaha sy ny ôrza amin’ny toerana voafaritra ho azy; ny ampemba kosa voleny amin’ny sisiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Fa rehefa voaravony ny tany, dia afafiny ny voan’anana nigela na komîna; avy eo dia alahany ny varim-bazaha sy ny ôrza amin’ny toerana voafaritra ho azy; ny ampemba kosa voleny amin’ny sisiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Rehefa voaravony tsara ny tany, moa tsy afafiny amin’izay va ny voan’ny nigela, Ary tsy apariakany va ny komina, Ary tsy alahany mitandahatra tsara va ny vary tritika Sy ny vary hordea amin’ny tany voafaritra ho azy Ary ny ampemby kosa eny an-tsisiny? Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Rehefa voaravony tsara ny tany, moa tsy afafiny amin'izay va ny voan'ny nigela, ary tsy apariakany va ny komina, ary tsy alahany mitandahatra tsara va ny vary tritika sy ny vary hordea amin'ny tany voafaritra ho azy Ary ny ampemby kosa eny an-tsisiny? Jereo ny toko |
Mila loza ianareo, ry mpanora-dalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy, fa ny ampahafolon’ny solila sy ny aneta ary ny komìna aloanareo; nefa ny zavatra lehibebe kokoa amin’ny Lalàna tsy tandremanareo, dia ny rariny sy ny famindram-po ary ny finoana. Izany no tsy maintsy arahinareo, nefa ireroa koa tsy azonareo avela.