Isaia 25:12 - Baiboly Katolika12 Ny mandanao avo be, harodany, hazerany, hatontany amin’ny tany, anatin’ny vovoka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Harodany sy haetriny ny mandanao mafy sy avo ka hataony mikasika amin’ny tany sy mihosom-bovoka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Ary ny mandanao mafy sy sarotra iakarana, ry Môaba, dia efa nazeran’ny TOMPO sy narodany ka nilamaka an-tany hiafara am-bovoka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Ary ny mandanao mafy sy sarotra iakarana, ry Môaba, dia efa nazeran’ny TOMPO sy narodany ka nilamaka an-tany hiafara am-bovoka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary ny màndanao mafy sy avo dia harodany Ka haetriny sy hofongorany hatramin’ny tany, dia hatramin’ny vovoka. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary ny mandanao mafy sy avo dia harodany ka haetriny sy hofongorany hatramin'ny tany, dia hatramin'ny vovoka. Jereo ny toko |