Isaia 25:11 - Baiboly Katolika11 Haninji-tanana ihany izy, ao anatin’izany fotaka izany, toy ny mpilomano maninji-tanana hilomano; nefa haetrin’i Iaveh ny avonavony, na hanampatra ny heriny rehetra aza ny tanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 hamelatra ny tanany ao anatin’izany izy, tahaka ny famelatry ny mpilomano ny tanany raha milomano; fa NY TOMPO kosa mampietry ny fiavonavonany sy ny fahamailamailaky ny tanany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Ao izy no hitsiparaka tanana toy ny fanaon’ny mpilomano; nefa hampietry ny avonavon’i Môaba ny TOMPO na dia eo aza ny hamailaky ny tanany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ao izy no hitsiparaka tanana toy ny fanaon’ny mpilomano; nefa hampietry ny avonavon’i Môaba ny TOMPO na dia eo aza ny hamailaky ny tanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary ireo dia hamelatra ny tànany eo afovoan’izany, Tahaka ny famelatry ny mpilomano ny tànany raha milomano; Fa Jehovah kosa hampietry ny fiavonavonany, Na dia kanto aza ny fahamailamailaky ny tànany. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary ireo dia hamelatra ny tanany eo ampovoan'izany, tahaka ny famelatry ny mpilomano ny tanany raha milomano; Fa Jehovah kosa hampietry ny fiavonavonany, na dia kanto aza ny fahamailamailaky ny tànany. Jereo ny toko |
Noho izany, nirehitra tamin’ny vahoakany ny fahatezeran’i Iaveh, nahinjiny tany aminy ny tanany, dia nikapoka azy Izy; nihozongozona ny tendrombohitra; miampatra toy ny diky eny an-dalana, ny fatin’izy ireo. Na dia izany rehetra izany aza anefa tsy mbola afaka ny hatezerany, ary mbola mihinjitra ihany ny tanany.