Isaia 24:20 - Baiboly Katolika20 mivembena, hoatra ny olona mamo ny tany; mitsingevingevina, hoatra ny fandriana mihantona izy; mitambesatra aminy ny tsy fahamarinany; mirodana tsy ho tafarina intsony izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 mivembena dia mivembena tahaka ny olona mamo ny tany, mihevaheva toy ny trano fialofana mihantona, mitambesatra aminy ny fahadisoany ka potraka izy ary tsy ho tafarina intsony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Mivembena toy ny mamo ny tany ary mihevingevina toy ny tranobongo, fa mitambesatra aminy ny heloka vitany ka potraka izy ary tsy afa-miarina intsony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Mivembena toy ny mamo ny tany ary mihevingevina toy ny tranobongo, fa mitambesatra aminy ny heloka vitany ka potraka izy ary tsy afa-miarina intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Mivembena dia mivembena tahaka ny mamo ny tany Ka mitsingevaheva toy ny fandriana mihantona; Ary mitambesatra aminy ny fahadisoany, Dia potraka izy ka tsy ho tafarina intsony. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Mivembena dia mivenbena tahaka ny mamo ny tany ka mitsingevaheva toy ny fandriana mihantona; ary mitambesatra aminy ny fahadisoany, dia potraka izy ka tsy ho tafarina intsony. Jereo ny toko |