Isaia 22:23 - Baiboly Katolika23 Hatsatoko toy ny fantsika amin’ny fitoerana mafy izy, ka hanjary sezam-boninahitra ho an’ny ankohonan-drainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Hatsatoko toy ny fanantonan-javatra eo amin’ny toerana mafy izy ka ho sezam-boninahitra ho an’ny fianakavian-drainy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Halentiko toy ny tsatòka eo amin’ny toerana mafy izy, ka ho tonga anaram-boninahitra ho an’ny fianakavian-drainy.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Halentiko toy ny tsatòka eo amin’ny toerana mafy izy, ka ho tonga anaram-boninahitra ho an’ny fianakavian-drainy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary hatsatoko toy ny fihantonan-javatra eo amin’ny fitoerana mafy izy Ka ho sezam-boninahitra ho an’ny mpianakavin-drainy. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary hatsatoko toy ny fihantonan-javatra eo amin'ny fitoerana mafy izy ka ho sezam-boninahitra ho an'ny mpianakavin-drainy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Hatsatoko toy ny fanantonan-javatra eo amin’ny toerana mafy izy ka ho sezam-boninahitra ho an’ny fianakavian-drainy. Jereo ny toko |