Isaia 22:21 - Baiboly Katolika21 ka hampiakanjoako azy ny akanjo vitinao, hampanaoviko azy ny samboadinao; hapetrako eo am-pelatanany ny fahefanao; dia ho tonga ray izy amin’ny mponina ao Jerosalema, sy amin’ny taranak’i Jodà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 hampanaoviko azy ny akanjonao sady hosikinako amin’ny fehikibonao izy ka hatolotro ho eo an-tanany ny fahefanao; dia ho tonga rain’ny mponina eto Jerosalema sy ny taranak’i Joda izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 ka hampitafiako ny akanjonao, sy hampietràko ny fehikibonao ary hotolorako ny fahefànao. Ho an’ny mponin’i Jerosalema sy ny fanjakan’i Joda dia hanjary ray i Eliakima. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 ka hampitafiako ny akanjonao, sy hampietràko ny fehikibonao ary hotolorako ny fahefànao. Ho an’ny mponin’i Jerosalema sy ny fanjakan’i Joda dia hanjary ray i Eliakima. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary hampiakanjoiko azy ny akanjonao, Sady hosikinako amin’ny fehin-kibonao izy; Ka dia hatolotro eo an-tànany ny fanapahanao, Ary dia ho tonga rain’ny mponina eto Jerosalema Sy ny taranak’i Joda izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary hampiakanjoiko azy ny akanjonao, sady hosikinako amin'ny fehin-kibonao izy; Ka dia hatolotro eo an-tànany ny fanapahanao, ary dia ho tonga rain'ny mponina eto Jerosalema sy ny taranak'i Joda izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 hampanaoviko azy ny akanjonao sady hosikinako amin’ny fehikibonao izy ka hatolotro ho eo an-tanany ny fahefanao; dia ho tonga rain’ny mponina eto Jerosalema sy ny taranak’i Joda izy. Jereo ny toko |