Isaia 22:17 - Baiboly Katolika17 Indro i Iaveh hanipy anao amin’ny sandry mahery; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Indro NY TOMPO hanipy anao lavitra; eny, hogiazany mafy ianao, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Indro ny TOMPO hamely anao indray mipaoka monja, rangahy, dia hataony an-kitapo ianao Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Indro ny TOMPO hamely anao indray mipaoka monja, rangahy, dia hataony an-kitapo ianao Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Indro, Jehovah hanipy mafy anao, Eny, hofiazany mafy hianao, Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Indro, Jehovah hanipy mafy anao, eny, hofiazany mafy ianao, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Indro NY TOMPO hanipy anao lavitra; eny, hogiazany mafy ianao, Jereo ny toko |