Isaia 14:6 - Baiboly Katolika6 Nikapoka ny vahoaka tamin-katezerana mafy Izy, tamin’ny kapoka tsy an-kijanona; nentin’ny fisafoahany dia nataony ambany jioga ny firenena, tamin’ny fanenjehana tsy misy hiainana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 izay namely firenena tamin-katezerana, tamin’ny kapoka tsy nanam-pitsaharana sady nampanompo firenena tamin’ny fahavinirana, tamin’ny fanenjehana tsy misy antra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 izay nikapoka ny vahoaka tamim-pahavinirana; nikapoka azy tsy an-kiato izy ka namolaka azy tamim-pahatezerana sady nanenjika azy tsy nisy indrafo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 izay nikapoka ny vahoaka tamim-pahavinirana; nikapoka azy tsy an-kiato izy ka namolaka azy tamim-pahatezerana sady nanenjika azy tsy nisy indrafo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Izay namely firenena tamin’ny fahatezerana, Tamin’ny famelezana tsy nanam-pitsaharana, Sady nampanompo firenena tamin’ny fahatezerana, Tamin’ny fanenjehana tsy misy antra. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Izay namely firenena tamin'ny fahatezerana, tamin'ny famelezana tsy nanam-pitsaharana, sady nampanompo firenena tamin'ny fahatezerana, tamin'ny fanenjehana tsy misy antra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 izay namely firenena tamin-katezerana, tamin’ny kapoka tsy nanam-pitsaharana sady nampanompo firenena tamin’ny fahavinirana, tamin’ny fanenjehana tsy misy antra. Jereo ny toko |
dia indro ampanalaiko ny foko rehetra any avaratra, - teny marin’i Iaveh, - hoentiko amin’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, mpanompoko; ary hataoko tonga izy ireo hamely an’ity tany ity mbamin’ny mponina eo aminy sy ny firenena rehetra amin’ny manodidina, ka hataoko anatema izy, hataoko tany lao, zavatra fandatsa, ary rava mandrakizay.