Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 10:31 - Baiboly Katolika

31 Miparitaka i Medmenà, lasa nandositra ny mponina ao Gabima.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Lasa mandositra i Madmena, mitady fierena ny mponina any Gebima.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

31 Mandositra ny ao Madmenà ary misitrika ny mponina ao Gevima.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Mandositra ny ao Madmenà ary misitrika ny mponina ao Gevima.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Lasa mandositra Madmena, Ny mponina any Gebima mitondra ny entany mandositra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Lasa mandositra Madmena, ny mponina any Gebima mitondra ny entany mandositra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Lasa mandositra i Madmena, mitady fierena ny mponina any Gebima.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 10:31
3 Rohy Ifampitohizana  

Manaova antso fitarainana, ry zanaka vavin’i Galima! mampandria sofina, ry Laisa! Indrisy, ry Anatôta mahantra!


Indray andro sisa, dia any Nobe izy; hanainga tanana hamely ny tendrombohitry ny zanaka vavin’i Siôna izy, hamely ny havoan’i Jerosalema!...


i Sikelega, i Medemenà, i Sensenà,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra