Isaia 10:14 - Baiboly Katolika14 Toy ny fisambotra akany no nisamboran’ny tanako ny haren’ny firenena, ary toy ny fanangona atody nilaozana no namoriako ny tany rehetra, ka tsy nisy nikopa elatra, na nisoka-bava na mba nikiaka akory!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Tahaka ny fakàna ny ao amin’ny akanim-borona no nakan’ny tanako ny harenan’ny firenena; ary tahaka ny famory atody nilaozan’ny reniny no namoriako ny any amin’ny tany rehetra: Tsy nisy nikopaka elatra, na nisoka-bava na nikiakiaka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Toy ny fakàna ny akanim-borona ka angoronana ny atody nilaozan-dreniny no nakako ny haren’ireo firenena sy nangoronako ny fananan’ny tany tontolo, ka tsy nisy afa-nikopaka elatra, na nisoka-bava na nikiakiaka.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Toy ny fakàna ny akanim-borona ka angoronana ny atody nilaozan-dreniny no nakako ny haren’ireo firenena sy nangoronako ny fananan’ny tany tontolo, ka tsy nisy afa-nikopaka elatra, na nisoka-bava na nikiakiaka.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary tahaka ny fakàna ny ao amin’ny akanim-borona No nakan’ny tanako ny haren’ny firenena; Ary tahaka ny famory atody nilaozan-dreniny No namoriako ny any amin’ny tany rehetra, Ka tsy nisy nikopaka elatra, na nisoka-bava, na nikiakiaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary tahaka ny fakàna ny ao amin'ny akanim-borona no nakan'ny tanako ny haren'ny firenena; Ary tahaka ny famory atody nilaozan-dreniny no namoriako ny any amin'ny tany rehetra, Ka tsy nisy nikopaka elatra, na nisoka-bava, na nikiakiaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Tahaka ny fakàna ny ao amin’ny akanim-borona no nakan’ny tanako ny harenan’ny firenena; ary tahaka ny famory atody nilaozan’ny reniny no namoriako ny any amin’ny tany rehetra: Tsy nisy nikopaka elatra, na nisoka-bava na nikiakiaka. Jereo ny toko |