Hosea 7:15 - Baiboly Katolika15 Izaho nampianatra azy sy nankahery ny sandriny; Izy ireo kosa misaintsain-dratsy hanoherana Ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Izaho no nampianatra sy nanatanjaka ny sandriny, nefa izy kosa dia misaintsain-dratsy Ahy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Izaho no nanazatra sy nampatanjaka ny sandriny; nefa izy kosa ny amiko dia nisaintsain-dratsy hatrany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Izaho no nanazatra sy nampatanjaka ny sandriny; nefa izy kosa ny amiko dia nisaintsain-dratsy hatrany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary Izaho no nampianatra sy nanatanjaka ny sandriny, Nefa izy kosa dia misaintsain-dratsy Ahy, Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary Izaho no nampianatra sy nanatanjaka ny sandriny, nefa izy kosa dia misaintsain-dratsy Ahy, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Izaho no nampianatra sy nanatanjaka ny sandriny, nefa izy kosa dia misaintsain-dratsy Ahy. Jereo ny toko |