Hebreo 9:13 - Baiboly Katolika13 Ary raha ny ran’osilahy sy ny ran-janak’omby aza mbamin’ny famafazana ny lavenom-bantotr’ombivavy nanamasina izay voaloto amin’ny fanadiovana ny nofo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Fa raha ny ran’osilahy sy ny ran’ombilahy ary ny lavenon’ny vantotra ombivavy afafy amin’izay voaloto no manamasina ka manadio ny nofo, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Na dia ny ran’osilahy sy ny ran’ombilahy ary ny lavenom-bantotr’ombivavy nodorana aza, rehefa afafy amin’ny olona voaloto, dia manadio azy ho afaka amin’ny fahalotoana ivelany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Na dia ny ran’osilahy sy ny ran’ombilahy ary ny lavenom-bantotr’ombivavy nodorana aza, rehefa afafy amin’ny olona voaloto, dia manadio azy ho afaka amin’ny fahalotoana ivelany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Fa raha ny ran’osilahy sy ny ran’ombilahy ary ny lavenom-bantotr’ombivavy afafy amin’izay voaloto no manamasina hatramin’ny fanadiovana ny nofo, Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Fa raha ny ran'osilahy sy ny ran'ombilahy ary ny lavenom-bantotr'ombivavy afafy amin'izay voaloto no manamasina hatramin'ny fanadiovana ny nofo, Jereo ny toko |