Hebreo 7:12 - Baiboly Katolika12 Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovàna koa ny Lalàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Fa raha ovana ny fisoronana dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 satria raha ovàna ny fisoronana, dia tsy maintsy misy koa fiovàn-dalàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 satria raha ovàna ny fisoronana, dia tsy maintsy misy koa fiovàn-dalàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Fa raha ovana ny fisoronana dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna. Jereo ny toko |