Hebreo 2:7 - Baiboly Katolika7 Nataonao ambany vetivety noho ny Anjely Izy; dia nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana ary napetrakao ambonin’ny asan-tananao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Nataonao ambany noho ny anjely nandritra ny fotoana fohifohy izy; dia nosatrohanao voninahitra sy haja; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nataonao ambany noho ny anjely nandritra ny fotoana fohifohy izy; dia nosatrohanao voninahitra sy haja; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; Efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy, Ary nampanjakainao amin’ny asan’ny tànanao; Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; Efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy, Ary nampanjakainao amin'ny asan'ny tananao; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy; Jereo ny toko |