Hebreo 13:2 - Baiboly Katolika2 Ary aza manadino ny fandraisam-bahiny, fa ny sasany nanaraka izany dia efa nisy nampiantrano Anjely, nefa tsy nahalala azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Aza manadino ny fampiantranoana vahiny; fa tamin’izany dia nampiantrano anjely ny sasany, nefa tsy fantany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Tsarovy ny fampiantranoam-bahiny. Nisy tokoa izay mahavatra nanao izany ka hay anjely aza no nampandrosoiny nefa tsy fantany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Tsarovy ny fampiantranoam-bahiny. Nisy tokoa izay mahavatra nanao izany ka hay anjely aza no nampandrosoiny nefa tsy fantany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Aza manadino ny fampiantranoam-bahiny; fa tamin’izany dia nampiantrano anjely ny sasany, nefa tsy fantany. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Aza manadino ny fampiantranoam-bahiny; fa tamin'izany dia nampiantrano anjely ny sasany, nefa tsy fantany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Aza manadino ny fampiantranoana vahiny; fa tamin’izany dia nampiantrano anjely ny sasany, nefa tsy fantany. Jereo ny toko |