Hebreo 1:11 - Baiboly Katolika11 Izy ireo ho levona, fa Ianao haharitra; ho tonta toy ny fitafiana izy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 ireo dia ho levona, fa Ianao no maharitra; ho rovitra toy ny fitafiana izy rehetra, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Ireo ho levona, fa Ianao kosa maharitra. Ny tany sy ny lanitra dia ho tonta toy ny fitafiana Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ireo ho levona, fa Ianao kosa maharitra. Ny tany sy ny lanitra dia ho tonta toy ny fitafiana Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ireo dia ho levona, fa Hianao no maharitra; Ary izy rehetra ho rovitra toy ny fitafiana, Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ireo dia ho levona, fa Hianao no maharitra; Ary izy rehetra ho rovitra toy ny fitafiana, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 ireo dia ho levona, fa Ianao no maharitra; ho rovitra toy ny fitafiana izy rehetra, Jereo ny toko |
Andrandrao ho amin’ny lanitra ny masonareo, dia ampidino ho amin’ny tany ny fijerinareo; fa ny lanitra ho levona tahaka ny setroka; ary ny tany hanjary vorotra, hoatra ny fitafiana; ny mponina eo aminy ho levona torak’izany koa; fa ny famonjeko kosa haharitra mandrakizay; ary ny fahamarinako tsy mba ho levona.