Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hagay 2:11 - Baiboly Katolika

11 Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Mangataha amin’ny mpisorona mba hanome valy mahatapaka, manaova hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Miangavy anao Aho, andeha maka hevitra amin’ny mpisorona hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

11 Fanontaniana hangatahana valin-teny mahatapaka amin’ny mpisorona izany, ka hoy i Hagay tamin’ireo: –Izao no lazain’ny Tompon’izao rehetra izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Fanontaniana hangatahana valin-teny mahatapaka amin’ny mpisorona izany, ka hoy i Hagay tamin’ireo: –Izao no lazain’ny Tompon’izao rehetra izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro: Andeha maka hevitra amin’ny mpisorona hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Andeha maka hevitra amin'ny mpisorona hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Miangavy anao Aho, andeha maka hevitra amin’ny mpisorona hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Hagay 2:11
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny mpisorony, nandika ny lalàko, nandoto ny fitoerako masina; tsy manavaka ny masina sy ny tsy masina; tsy mampianatra ny mahasamy hafa ny maloto sy ny madio, mamily maso tsy hijery ny sabatako; ary tsiratsiraina Aho, eo afovoan’izy ireo.


Fa ny molotry ny mpisorona no mpitahiry ny fahalalana, ary ny vavany no angatahana ny fampianarana, satria izy no Anjelin’i Iavehn’ny tafika.


I Jakôba, ampianariny ny fitsipikao, ary i Israely ny lalànao. Manolotra ny emboka manitra eo amin’ny vavoronao izy, sy ny sorona dorana eo ambonin’ny ôtelinao.


mitana mafy ny teny marina nampianarina azy, mba hahaizany mamporisika araka ny fampianarana marina, sy handresy lahatra izay manohitra izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra