Genesisy 50:19 - Baiboly Katolika19 Fa hoy i Josefa tamin’izy ireo: «Aoka tsy hanan-tahotra ianareo; fa moa solon’Andriamanitra va aho? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Fa hoy i Josefa tamin’izy ireo: Aza matahotra! Moa solon’Andriamanitra va aho? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Fa hoy i Jôsefa taminy: –Aza matahotra ianareo, fa tsy haka ny toeran’Andriamanitra aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Fa hoy i Jôsefa taminy: –Aza matahotra ianareo, fa tsy haka ny toeran’Andriamanitra aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary hoy Josefa taminy: Aza matahotra; fa moa solon’Andriamanitra va aho? Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary hoy Josefa taminy: Aza matahotra; fa moa solon'Andriamanitra va aho? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Fa hoy i Josefa tamin’izy ireo: Aza matahotra! Moa solon’Andriamanitra va aho? Jereo ny toko |