Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 50:14 - Baiboly Katolika

14 Nony vita levenana i rainy dia niverina ho any Ejipta i Josefa mbamin’ny rahalahiny, sy izay rehetra niara-niakatra taminy handevina an-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Rehefa voalevina ny rainy dia niverina tany Ejipta i Josefa sy ny rahalahiny mbamin’izay rehetra niara-niakatra taminy handevina ny rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 Rehefa avy nandevina ny rainy i Jôsefa, dia niverina tany Ejipta ny tenany sy ireo rahalahiny mbamin’ireo olona rehetra izay niara-niakatra taminy handevina ny rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Rehefa avy nandevina ny rainy i Jôsefa, dia niverina tany Ejipta ny tenany sy ireo rahalahiny mbamin’ireo olona rehetra izay niara-niakatra taminy handevina ny rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary rehefa voalevin’i Josefa ny rainy, dia niverina tany Egypta izy sy ny rahalahiny mbamin’izay rehetra niara-niakatra taminy handevina ny rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary rehefa voalevin'i Josefa ny rainy, dia niverina tany Egypta izy sy ny rahalahiny mbamin'izay rehetra niara-niakatra taminy handevina ny rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Rehefa voalevina ny rainy dia niverina tany Ejipta i Josefa sy ny rahalahiny mbamin’izay rehetra niara-niakatra taminy handevina ny rainy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 50:14
2 Rohy Ifampitohizana  

Nitondra azy ho any amin’ny tany Kanaana ny zanany, dia nandevina azy ao amin’ny zohy, amin’ny sahan’i Makpelà, izay novidin’i Abrahama mbamin’ny saha tamin’i Efrôna, Heteanina, mba hananany fasana ho azy, tandrifin’i Mambre.


Rehefa hitan’ireo rahalahin’i Josefa fa maty i rainy dia hoy izy: «Sao dia anaovan’i Josefa fo lentika isika, ka valiany amin’izao ny ratsy rehetra nataontsika taminy.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra