Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:23 - Baiboly Katolika

23 Dimy amby enimpolo sy telon-jato taona no andro rehetra niainan’i Enôka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enimpolo sy telonjato taona.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

23 Nisy 365 taona ny andro rehetra niainan’i Henôka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Nisy 365 taona ny andro rehetra niainan’i Henôka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enim-polo amby telon-jato taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary ny andro rehetra niainan'i Enoka dia dimy amby enim-polo amby telon-jato taona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enimpolo sy telonjato taona.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:23
3 Rohy Ifampitohizana  

Mbola nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra telon-jato taona i Enôka, taorian’ny niterahany an’i Matosalema, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.


Nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra i Enôka, dia tsy hita intsony, fa nentin’Andriamanitra izy.


Ka na ho velona roa arivo taona aza izy nefa tsy miarana amin’ny fahasambarana, tsy samy ho any amin’ny fitoerana iray ihany va ny zava-drehetra?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra