Genesisy 46:26 - Baiboly Katolika26 Ny isan’izy rehetra niaraka tamin’i Jakôba nankany Ejipta, afa-tsy ny vadin-janany lahy, fa ny naloaky ny kibony ihany, dia enina amby enimpolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Ny isan’izay rehetra nankany Ejipta niaraka tamin’i Jakoba, dia izay naloaky ny kibony, afa-tsy ny vadin’ny zanakalahin’i Jakoba, dia enina amby enimpolo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Ny isan’ny ankohonan’i Jakôba rehetra, izany hoe ireo taranany mivantana izay tonga tany Ejipta, dia 66 ankoatra ireo vinantovaviny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Ny isan’ny ankohonan’i Jakôba rehetra, izany hoe ireo taranany mivantana izay tonga tany Ejipta, dia 66 ankoatra ireo vinantovaviny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ny isan’izay rehetra nankany Egypta niaraka tamin’i Jakoba, dia izay naloaky ny kibony, afa-tsy ny vadin’ny zanakalahin’i Jakoba, dia enina amby enim-polo. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ny isan'izay rehetra nankany Egypta niaraka tamin'i Jakoba, dia izay naloaky ny kibony, afa-tsy ny vadin'ny zanakalahin'i Jakoba dia enina amby enim-polo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Ny isan’izay rehetra nankany Ejipta niaraka tamin’i Jakoba, dia izay naloaky ny kibony, afa-tsy ny vadin’ny zanakalahin’i Jakoba, dia enina amby enimpolo. Jereo ny toko |