Genesisy 42:31 - Baiboly Katolika31 Fa hoy izahay taminy hoe: «Olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Nefa hoy izahay taminy: Olo-marina izahay fa tsy mba mpitsikilo akory! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Fa hoy izahay taminy: «Olo-marina izahay fa tsy mpitsikilo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Fa hoy izahay taminy: «Olo-marina izahay fa tsy mpitsikilo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary hoy izahay taminy: Olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory; Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary hoy izahay taminy: Olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Nefa hoy izahay taminy: Olo-marina izahay fa tsy mba mpitsikilo akory! Jereo ny toko |