Genesisy 42:24 - Baiboly Katolika24 Ka nihataka niala teo amin’izy ireo izy, dia nitomany. Nony niverina nankeo amin’izy ireo izy dia niteny taminy, sy naka an’i Simeôna tamin’izy ireo ary nampamatotra azy teo imasony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Dia nihodina niala teo i Josefa ka nitomany. Avy eo, niverina nankeo indray izy ka niresaka tamin’izy ireo, dia naka an’i Simeona teo aminy izy ka namatotra azy teo imasony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Dia nihodina niala teo anatrehany aloha i Jôsefa mba hitomany. Ary niverina teo amin’ireto rahalahiny indray i Jôsefa ka nilaza taminy fa i Simehôna no hotazoniny, sady nafatony teo imason’izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Dia nihodina niala teo anatrehany aloha i Jôsefa mba hitomany. Ary niverina teo amin’ireto rahalahiny indray i Jôsefa ka nilaza taminy fa i Simehôna no hotazoniny, sady nafatony teo imason’izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ary Josefa dia nihodina niala teo aminy ka nitomany; ary niverina nankeo aminy indray izy ka niteny taminy, ary dia naka an’i Simeona teo aminy izy ka namatotra azy teo imasony. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ary Josefa dia nihodina niala teo aminy ka nitomany; ary niverina nankeo aminy indray izy ka niteny taminy, ary dia naka an'i Simeona teo aminy izy ka namatotra azy teo imasony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Dia nihodina niala teo i Josefa ka nitomany. Avy eo, niverina nankeo indray izy ka niresaka tamin’izy ireo, dia naka an’i Simeona teo aminy izy ka namatotra azy teo imasony. Jereo ny toko |