Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 38:6 - Baiboly Katolika

6 Ary i Jodà naka vady ho an’i Era, lahy matoany; Tamara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary naka vady ho an’i Era lahimatoany i Joda; Tamara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 Naka vady ho an’i Hera lahimatoany i Joda, ka Tamara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Naka vady ho an’i Hera lahimatoany i Joda, ka Tamara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary Joda naka vady ho an’i Era lahimatoany, Tamara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary Joda naka vady ho an'i Era lahimatoany, Tamara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ary naka vady ho an’i Era lahimatoany i Joda; Tamara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 38:6
5 Rohy Ifampitohizana  

Nonina tany amin’ny efitra Faràna izy; ary nangalan-dreniny vady avy amin’ny tany Ejipta.


hampianiana anao amin’ny anaran’i Iaveh Andriamanitry ny lanitra sy Andriamanitry ny tany, fa tsy haka vady ho an’ny zanako ao amin’ny zanaka vavin’ny Kananeanina, izay iraisako monina, ianao,


Ary nanana anaka koa izy, dia tera-dahy, nataony hoe Selà ny anarany. Nitoetra tao Akeziba i Jodà, tamin’ny niterahany an’io.


Ratsy fanahy teo imason’i Iaveh anefa i Hera, lahy matoan’i Jodà, ka novonoin’i Iaveh.


i Jodà niteraka an’i Faresa sy i Zarà tamin’i Tamara; i Faresa niteraka an’i Esrôna; i Esrôna niteraka an’i Arama;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra