Genesisy 37:23 - Baiboly Katolika23 Nony tonga teo amin’ny rahalahiny i Josefa dia nendahany ny akanjony, ilay akanjo lava fitondrany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Rehefa tonga teo amin’ny rahalahiny i Josefa dia nendahin’izy ireo ny akanjony, dia ilay akanjo misoratsoratra teny aminy; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Raha vao tonga teo amin’ny rahalahiny i Jôsefa, dia nendahan’ireo ny fitafiany, izany hoe ilay akanjo tsara tarehy teny aminy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Raha vao tonga teo amin’ny rahalahiny i Jôsefa, dia nendahan’ireo ny fitafiany, izany hoe ilay akanjo tsara tarehy teny aminy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary rehefa tonga teo amin’ny rahalahiny Josefa, dia nendahany ny akanjony, dia ilay akanjo lava teny aminy; Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary rehefa tonga teo amin'ny rahalahiny Josefa, dia nendahany ny akanjony, dia ilay akanjo lava teny aminy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Rehefa tonga teo amin’ny rahalahiny i Josefa dia nendahin’izy ireo ny akanjony, dia ilay akanjo misoratsoratra teny aminy; Jereo ny toko |