Genesisy 37:23 - DIEM PROTESTANTA23 Raha vao tonga teo amin’ny rahalahiny i Jôsefa, dia nendahan’ireo ny fitafiany, izany hoe ilay akanjo tsara tarehy teny aminy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Rehefa tonga teo amin’ny rahalahiny i Josefa dia nendahin’izy ireo ny akanjony, dia ilay akanjo misoratsoratra teny aminy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Raha vao tonga teo amin’ny rahalahiny i Jôsefa, dia nendahan’ireo ny fitafiany, izany hoe ilay akanjo tsara tarehy teny aminy; Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Nony tonga teo amin’ny rahalahiny i Josefa dia nendahany ny akanjony, ilay akanjo lava fitondrany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary rehefa tonga teo amin’ny rahalahiny Josefa, dia nendahany ny akanjony, dia ilay akanjo lava teny aminy; Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary rehefa tonga teo amin'ny rahalahiny Josefa, dia nendahany ny akanjony, dia ilay akanjo lava teny aminy; Jereo ny toko |