Genesisy 37:15 - Baiboly Katolika15 Nisy kosa lehilahy anankiray nahita azy nivezivezy teny an-tsaha, ka nanontany azy nanao hoe: «Inona no tadiavinao?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ary nisy lehilahy nahita azy nirenireny tany an-tsaha ka nanontany azy hoe: Inona moa no tadiavinao? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 dia nisy lehilahy iray nahita azy nirenireny eran’ny tanety ka nanontany azy hoe: –Fa inona no tadiavinao? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 dia nisy lehilahy iray nahita azy nirenireny eran’ny tanety ka nanontany azy hoe: –Fa inona no tadiavinao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary nisy lehilahy nahita azy, fa, indro, nirenireny tany an-tsaha izy; dia nanontany azy ralehilahy ka nanao hoe: Inona moa no tadiavinao? Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary nisy lehilahy nahita azy, fa, indro, nirenireny tany an-tsaha izy; dia nanontany azy ralehilahy ka nanao hoe: Inona moa notadiavinao? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Ary nisy lehilahy nahita azy nirenireny tany an-tsaha ka nanontany azy hoe: Inona moa no tadiavinao? Jereo ny toko |