Genesisy 36:4 - Baiboly Katolika4 Ka ny naterak’i Adà, tamin’i Esao dia i Elifaza; ny naterak’i Basemata dia i Rahoela; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 I Ada dia niteraka an’i Elifaza tamin’i Esao; i Basemata dia niteraka an’i Regoela; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Ary i Hadà niteraka an’i Elifaza tamin’i Hesao, fa i Basemata kosa niteraka an’i Rehoela; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Ary i Hadà niteraka an’i Elifaza tamin’i Hesao, fa i Basemata kosa niteraka an’i Rehoela; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary Ada niteraka an’i Elifaza tamin’i Esao; ary Basemata niteraka an’i Regoela; Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary Ada niteraka an'i Elifaza tamin'i Esao; ary Basemata niteraka an'i Regoela; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 I Ada dia niteraka an’i Elifaza tamin’i Esao; i Basemata dia niteraka an’i Regoela; Jereo ny toko |