Genesisy 36:37 - Baiboly Katolika37 Maty i Semlà, ary i Saola avy any Rohôbôta, amin’ny ony, no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Nony maty i Samla, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy tany Rehobota eo amoron’ny ony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny ony Eofrata. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny ony Eofrata. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron’ny Ony. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron'ny Ony. Jereo ny toko |