Genesisy 36:29 - Baiboly Katolika29 Izao no loham-pirenena amin’ny Hôreanina: i Laotàna loham-pirenena, i Sobala loham-pirenena, i Sebeôna loham-pirenena, i Anà loham-pirenena, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Ary izao avy no loham-pirenena tamin’ny Horita: I Lotana, loham-pireneny, i Sobala, loham-pireneny, i Zibona, loham-pireneny, i Ana, loham-pireneny, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 Ireto avy no filoham-pianakavian’ny Hôrita: i Lôtana sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Ireto avy no filoham-pianakavian’ny Hôrita: i Lôtana sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Ary izao no loham-pirenena tamin’ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Ary izao no loham-pirenena tamin'ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Ary izao avy no loham-pirenena tamin’ny Horita: I Lotana, loham-pireneny, i Sobala, loham-pireneny, i Zibona, loham-pireneny, i Ana, loham-pireneny, Jereo ny toko |