Genesisy 36:26 - Baiboly Katolika26 Izao no zanaka lahin’i Disona: i Hamdàna, i Esebàna, i Jetrama ary i Karàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Ary izao no zanakalahin’i Disona: I Hemdana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Ireto no zanakalahin’i Disôna: i Hemdàna sy i Esbàna ary Jitràna sy i Keràna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Ireto no zanakalahin’i Disôna: i Hemdàna sy i Esbàna ary Jitràna sy i Keràna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary izao no zanakalahin’i Disona: Hemdana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary izao no zanakalahin'i Disona: Hemdana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Ary izao no zanakalahin’i Disona: I Hemdana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana. Jereo ny toko |