Genesisy 34:20 - Baiboly Katolika20 Dia nankeo am-bavahadin’ny tanàna i Hemora sy i Sikema zanany, ka niteny tamin’ny mponina tao an-tanànany nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Koa nankeo amin’ny vavahadin’ny tanànany i Hamora sy i Sekema zanany lahy dia niteny tamin’ny mponina tao an-tanànany hoe: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Koa nankeo amin’ny toerana teo am-bavahadin’ny tanàna i Hamôra sy i Sekema, ary nikabary tamin’ireo olona tao an-tanànany nanao hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Koa nankeo amin’ny toerana teo am-bavahadin’ny tanàna i Hamôra sy i Sekema, ary nikabary tamin’ireo olona tao an-tanànany nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary Hamora sy Sekema zananilahy nankeo amin’ny vavahadin’ny tanànany, dia niteny tamin’ny mponina tao an-tanànany ka nanao hoe; Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary Hamora sy Sekema zananilahy nankeo amin'ny vavahadin'ny tanànany, dia niteny tamin'ny mponina tao an-tanànany ka nanao hoe: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Koa nankeo amin’ny vavahadin’ny tanànany i Hamora sy i Sekema zanany lahy dia niteny tamin’ny mponina tao an-tanànany hoe: Jereo ny toko |
Nifoha maraina koa i Absalôma dia nitoetra teo akaikin’ny lalana mankao am-bavahady, ka isaky ny nisy olona manana ady, nankao amin’ny mpanjaka hangataka fitsarana, dia nantsoin’i Absalôma izy nataony hoe: «Aninona no tanàna iavianareo?» ka nony namaly hoe: «Avy any ananona amin’ny fokon’i Israely ny mpanomponao,»