Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 33:16 - Baiboly Katolika

16 Dia niverina nankany Seira androtr’iny ihany i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Dia niverina androtr’izay ihany tamin’ny lalany ho any Seìra i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 Koa dia niverina androtr’iny ihany i Hesao ho any Sehira.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Koa dia niverina androtr’iny ihany i Hesao ho any Sehira.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Dia niverina androtrizay Esao tamin’ny làlany ho any Seïra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Dia niverina androtrizay Esao tamin'ny lalany ho any Seira.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Dia niverina androtr’izay ihany tamin’ny lalany ho any Seìra i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 33:16
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary nandefa iraka hialoha azy i Jakôba, ho any amin’i Esao, rahalahiny, any amin’i Seira any an-tsahan’i Edôma


Dia hoy i Esao: «Avelao àry hamelako hiaraka aminao ahay ny sasany amin’ny olona miaraka amiko.» Fa hoy ny navaliny: «Ahoana no anaovanao izany? Aoka hahita fitia eo imason’ny tompoko aho.»


I Jakôba kosa nankao Sokôta, dia nanao trano ho azy sy nanao trano tomboka ho an’ny biby fiompiny koa. Izany no nanaovana ny anaran’io tany io hoe Sokôta.


Ka niakatra nankany aminy ireo filohan’ny Filistinina, nanao taminy hoe: «Tambatambazo izy, hahalalanao izay itoeran’ny heriny lehibe, sy hahazoanay mandresy azy, mba hamatoranay azy, sy hamolahanay azy, fa samy hanome anao vola zato amby arivo sikla avy izahay rehetra».


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra