Genesisy 32:29 - Baiboly Katolika29 Dia mba nanontany azy kosa i Jakôba nanao hoe: «Masìna ianao, mba ampahalalao ahy kely ny Anaranao.» Fa hoy izy: «Ahoana no anontanianao ny Anarako?» Dia nitso-drano azy teo izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Hoy indray Izy: Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely satria nitolona tamin’Andriamanitra sy tamin’ny olona ianao ka nahery. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 Dia nanohy ny teniny izy hoe: –Tsy hantsoina hoe Jakôba intsony ianao fa hatao hoe Israely, satria efa nitolona tamin’Andriamanitra sy tamin’ny olona ianao ka nandresy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Dia nanohy ny teniny izy hoe: –Tsy hantsoina hoe Jakôba intsony ianao fa hatao hoe Israely, satria efa nitolona tamin’Andriamanitra sy tamin’ny olona ianao ka nandresy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Ary hoy indray Izy: Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin’Andriamanitra sy tamin’ny olona hianao ka nahery. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Ary hoy indray Izy: Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin'Andriamanitra sy tamin'ny olona ianao ka nahery. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Hoy indray Izy: Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely satria nitolona tamin’Andriamanitra sy tamin’ny olona ianao ka nahery. Jereo ny toko |